|
|
|
|

Entrée1  fihemorana
Radical  2  hemotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo
Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana
Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano
Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao
Explications en anglais  5  [1.7] the act of drawing back; backsliding; a decline
Explications en français  6  [1.8] recul, retrait; déchéance, déclin
7  [1.66] reculade
Exemples  8  Ny azo iantsoana ny "raharaha Daewoo" dia niafara tamin' ny fihemorana ankapobe teo amin' ireo antokon' olona roa voakasika. [4.27]
9  Tonga ny mpampakatra sy ny mpaka, nefa sampona ny raharaha, ka fara fahatsarany, hahemotra aoriana, raha tsy ho fihemorana mandrakizay! [1.223]
Antonymes  10  fandrosoana

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21