|
|
|
|

Entrée1  fifanipahana
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.13] dualisme
Exemples  4  [4.27] Vao mainka koa mavaivay ny fifanipahana satria ny tafika dia natao ho tandroka aron' ny vozona ho an' ny vahoaka, natao ho arofanin' ny Repoblika, natao ho manda fiarovana farany indrindra ny fiandrianam-pirenena.
Vocabulaire  5  Philosophie
Radical  6  tapaka

Mis à jour le 2024/12/11