|
|
|
|

Entrée1  fieritreretana
Radical  2  eritreritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1]
Explications en anglais  5  mulling things over; the conscience [1.7]
Explications en français  6  action de réfléchir; la conscience [1.8]
7  réflexion [1.13]
Exemples  8  Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366#]
9  izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528#]
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fieritreretana
Article  15  Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/09/09