Entrée | 1 eritreritra |
Radical | 2 eritra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray 5 [1.13] menimeny, hetsika ny saina |
Explications en anglais |
6 [1.7] thought, meditation |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8, 1.13] réflexion, méditation 8 [1.13] pensée, conscience |
Exemples |
9 Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1] 10 Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470] 11 Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324] |
Vocabulaire |
12 Philosophie |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 19 eritra |
Mots composés |
|
Titres | 23 Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph) |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot eritreritra |
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |