|
|
|
|

Entrée1  fibebahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] repentance, contrition
5  [1.2] confession
Explications en français  6  [1.3] L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion
7  [1.8] repentir, regret
Exemples  8  [1.38] Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana
9  [2.499] Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka!
Vocabulaire  10  Emotions
Radical  11  bebaka
Article  12  Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11