Entrée | 1 fiarahamonina |
Mots élémentaires | 2 fiarahana, monina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13.mg#70] fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona 5 [1.62][fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana |
Explications en français |
6 [1.13.fr#70][fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie 7 [1.13.fr#70][fiaraha-monina] société |
Exemples |
8 natambatry ny fiarahamonina vaovao. [2.508#23] 9 Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267] 10 Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13] 11 Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606] 12 Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27] 13 Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43] |
Autres orthographes | 14 fiarahamonina |
Mots composés |
|
Titres | 20 Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara : Église et Société à Madagascar (EKAR – Evêques de Madagascar) |
Mis à jour le 2024/12/12 |