Entrée (1/2) | 1 fiainana (aina) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie 4 Santé |
Explications en malgache |
5 Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany 6 Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany 7 Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro 8 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1] |
Explications en anglais |
9 life; the act of breathing [1.7] |
Explications en français |
10 Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~ Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle) 11 respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3#10] 12 la vie; action de respirer [1.8] |
Exemples |
13 Kanjo inona no navoakanao, ry fiainana? [2.296#] 14 Tsy izao anaovan' ialahy fiainana izao? [2.470#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot fiainana |
Article |
24 Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 25 Fiainana |
Mots élémentaires | 26 fiainana |
Partie du discours | 27 nom propre (titre de livre) |
Auteur |
28 Andriamampianina Zo |
Editions |
29 . Pages: 6 |
Anagrammes | 30 Fiainana, fiainana, fianiana, Fiainana, fiainana, fianiana |
Mis à jour le 2023/07/14 |