Entrée |
fatyantoka > fatiantoka
|
Mots élémentaires | faty ; antoka |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny [1.1]
|
| [ faty antoka ] Fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy [1.1]
|
Explications en anglais | [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract. [1.2]
|
| A financial loss; bankruptcy [1.7]
|
Explications en français | Perte, ruine (commerce) [1.8]
|
Exemples |
1 | ka tsy ho fatiantoka ve raha tsy izany?
[2.4]
|
2 | Tsy fatiantoka ho anay ny nidiran' ny Romana nanjana-tany.
[2.643]
|
|
Proverbes |
|