|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  fandriana
Radical  2 andry
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  8 Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Explications en anglais  9 a bed, bedding. [1.2]
10 a bed [1.7]
Explications en français  11 lit [1.8]
Exemples  12  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470#138]
13  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Vocabulaire  14  Economie: articles ménagers
Synonymes  15 farafara
Combinaisons  16  12 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fandriana
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot
Article  18 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2) 19  fandriana
Radical  20 riana
Partie du discours  21  nom
Explications en français  22 manière de couler [1.3#531]

Anagrammes  23 fandirana, fandriana, 24 fiandrana

Mis à jour le 2026/10/17