Entrée | 1 fandriana |
Radical | 2 andry |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara |
Explications en anglais |
5 [1.2] a bed, bedding. 6 [1.7] a bed |
Explications en français |
7 [1.8] lit |
Exemples |
8 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470] 9 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472] |
Vocabulaire |
10 Economie: articles ménagers |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 farafara |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot fandriana |
Article |
24 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |