|
|
|
|

Entrée1  fandana
Radical  2  lala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] fisaonana
5  [1.1] Ny fotoana isaonana ny vady maty
Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy
Exemples  6  Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena. [4.27#]
7  Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#]
Synonymes  8  fandalaha

Mis à jour le 2024/12/11