|
|
|
|

Entrée 1  fanazavana
Radical  2 zava
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany
7 Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io
8 Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny [1.1]
Explications en anglais  9 the act of illuminating; an explanation [1.7]
Explications en français  10 action d'illuminer, d'éclairer [1.3#870, 1.8]
11 L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause [1.3#870]
12 explication [1.13, 1.8]
Exemples  13  Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany. [1.38#376]
14  Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#]
15  Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#]
16  Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194]
Combinaisons  17  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fanazavana

Mis à jour le 2026/04/19