|
|
|
|

Entrée1  fanalampiery
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery
Vocabulaire  4  Jeu
Mots élémentaires  5  fanala, fiery
Synonymes  6  alam-piery, fangalam-piery

Mis à jour le 2024/12/10