|
|
|
|

Entrée1  alam-piery
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady
Vocabulaire  4  Jeu
Mots élémentaires  5  ala, fiery
Synonymes  6  fanalam-piery, fangalampiery

Mis à jour le 2024/12/10