|
|
|
|

Entrée1  fanalampiery
Mots élémentaires  2  fanala, fiery
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1]
Vocabulaire  5  Jeu
Synonymes  6  alam-piery, fangalam-piery

Mis à jour le 2023/12/20