|
|
|
|

Entrée1  fanalahidy
Mots élémentaires  2  fanala, hidy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana [1.1]
Explications en anglais  5  [hidy, a lock.] a key. See lakile. [1.2]
6  a key [1.7]
Explications en français  7  la clé d'une serrure [1.8]
8  clé, clef [1.13]
Exemples  9  ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [2.472#]
10  Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#]
11  Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4#]
Analogues  12  fanala gadra, lakile
Article  13  Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/12/20