|
|
|
|

Entrée1  fanalahidy
Mots élémentaires  2  fanala, hidy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana
Explications en anglais  5  [1.2] [hidy, a lock.] a key. See lakile.
6  [1.7] a key
Explications en français  7  [1.8] la clé d'une serrure
8  [1.13] clé, clef
Exemples  9  ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [2.472#]
10  Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#]
11  Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4#]
Analogues  12  fanalagadra, lakile
Article  13  Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21