Entrée | 1 Fanahy Masina |
Mots élémentaires | 2 fanahy, masina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina |
Explications en anglais |
5 [1.2] the Holy Spirit, the third person of the Trinity. |
Vocabulaire |
6 Ecritures Saintes |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |