|
|
|
|

Entrée1  fampihavanana
Radical  2  havana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha
Explications en français  5  [1.13] réconciliation
Exemples  6  Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. [2.245#]
7  Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27#]
8  fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4#]
Article  9  Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07