Entrée | 1 fampifandraisana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.13] fampiharoana volo |
Explications en français |
4 [1.13] intégration |
Exemples |
5 [2.606] Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. 6 [4.27] Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa |
Radical | 7 ray |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 fampifandraisana, fifampiandrasana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |