|
|
|
|

Entrée1  fampatoriana
Radical  2  tory
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  hypnotisme [1.66.fr#498]
Exemples  5  Tsy navelan' ny dokotera notaitairina rahateo koa fa harerahan-tsaina, hono, no nahazo ahy ka nampiany fampatoriana kely aza angamba ny fanafody. [2.643]
6  Nanamarika an' izany ny fanendren' ny Ben' ny tanàna ny tompon' andraikitry ny fokontany izay nofidin' ny olom-pirenena teo aloha, ny fampatoriana ny Faritany mizaka tena, na dia manana ny satany amin' ny Lalàm-panorenana aza izany rafitra izany, ary koa ny fametrahana ny Faritra amin' ny fepetra tsy manaja ny Lalàm-panorenana. [4.27]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2020/07/31