|
|
|
|

Entrée1  fampakaram-bady
Mots élémentaires  2  fampakarana, vady
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady
Explications en anglais  5  [1.2] [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding.
6  [1.7] a wedding
Explications en français  7  [1.8] mariage
Exemples  8  Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#]
Synonymes  9  mariazy, fampakarana

Mis à jour le 2024/12/10