Entrée | 1 famoronana |
Radical | 2 forona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja |
Exemples |
5 Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [2.5] 6 Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27] |
Morphologie |
|
Article |
9 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |