|
|
|
|

Entrée1  famariparitana (fariparitra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  échelle (en cartographie) [2.118]
Exemples  4  Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa. [2.285#]
5  Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. [4.27#]

Anagrammes  6  famariparitana, famirapiratana

Mis à jour le 2023/01/06