Entrée | 1 fariparitra |
Radical | 2 faritra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#156] [duplicatif fréquentatif] |
Exemples |
6 [2.643#] Ny fanompoana maivana araka izay fariparitra nifanarahana. 7 [2.296#] Ankehitriny ohatra dia ao ny maminany ny lahatra momba anao araka ny fariparitra amin'ny felan-tananao, na araka ny toetoe-batanao samihafa, na amin' ny fijerem-pitaratra na amin' ny famadibadihan-karatra. |
Dérivés |
|
Anagrammes | 10 fariparitra, firapiratra |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |