Entrée | 1 famaranana |
Radical | 2 farana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza famitana, fanaperana |
Explications en anglais |
5 [1.2] a smoothing-knife the final declaration about business that has been done. 6 [1.7] the end or finishing of something; the act of smoothing |
Explications en français |
7 [1.3] la terminaison 8 [1.3] la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument 9 [1.8] action de clôturer une réunion; finition, polissage 10 [1.66] terminale |
Exemples |
11 Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [2.245] 12 Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres | 17 Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana) |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |