|
|
|
|

Entrée (1/2)1  famarana
Radical  2  fatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
Explications en anglais  5  [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
6  a measure of capacity [1.7]
Explications en français  7  mesure de capacité [1.8]
Exemples  8  Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113#]
9  ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366#]
Mots composés 
Article  11  Randzavola: famarana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana)

Entrée (2/2)12  famarana
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  fanozonana [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  15  famarana, fanarama, manafara

Mis à jour le 2023/01/20