Entrée | 1 famantarana |
Radical | 2 fantatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo |
Explications en anglais |
5 [1.2] sign, an indication, a mark, a symptom. 6 [1.7] a sign, an indication, a mark |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] marque 8 [1.8] signe, indication 9 [1.13] signalisation, indice, symptôme |
Exemples |
10 famantarana fa mpamosavy, hono. [1.437#] 11 Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#] 12 Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#] 13 Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#] |
Mots composés |
|
Article |
30 Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 31 |
Mis à jour le 2025/01/21 |