|
|
|
|

Entrée1  famakian-teny
Mots élémentaires  2  famakiana, teny
Partie du discours  3  locution
Explications en anglais  4  [1.2][famakianteny] a reading book or lesson
[famakianteny] a lectern
5  [1.7] reading; a reading lesson
Explications en français  6  [1.8] la lecture; un morceau à lire
7  [1.13, 1.66] lecture
Exemples  8  Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao [2.332#]
9  Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117#]
Titres  10  Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana)

Mis à jour le 2024/12/07