|
|
|
|

Entrée (1/2)1  famakiana
Radical  2  vaky
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampitresahana
fandalovana eo afovoany
fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso
fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada
Explications en français  5  [1.3] l'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif
6  [1.13] fendage
Exemples  7  Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy. [2.117]
8  ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha; [2.59]
9  Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576]
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/2)12  famakiana
Radical  13  vaky
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] Karazam-panafody atao fampivalanana
Vocabulaire  16  Santé

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21