|
|
|
|

Entrée (1/2)1  falim-po
Radical  2  faly, fo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra
Explications en anglais  5  [1.2] [fo, the heart.] A present for some favour, a gift.
Synonymes  6  faly raviny, faly volony

Entrée (2/2)7  falimpo
Mots élémentaires  8  faly, fo
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be
Explications en français  11  [1.3][falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21