|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.10] fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy
4  [1.1] Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia.
Explications en anglais  5  [1.2] root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy.
Exemples  6  fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina [2.558]
7  Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [2.48]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :

Entrée (2/2)13  fahy
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.78] [Taimoro] akondro iray reny, salohy

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21