Entrée | 1 afahy |
Radical | 2 fahy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao? |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be made fat by food, to be fed; to be besieged. |
Exemples |
6 Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69#] 7 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot afahy |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |