|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fahavaratra
Mots élémentaires  2  faha~, varatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy
Explications en anglais  5  [1.2#146] The rainy season, the summer
6  [1.7] summer, the thunderstorm season
Explications en français  7  [1.8] l'été austral, la saison des temps orageux
Exemples  8  Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
9  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
10  asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Vocabulaire  11  Temps
12  Géographie: (en général)
Analogues  13  lohataona, fararano, ririnina
Mots composés 
Titres  17  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot fahavaratra

Entrée (2/2)19  Fahavaratra
Partie du discours  20  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  21  Ratsifandrihamanana Clarisse
Editions  22  Imprimerie Faneva, 1965. Pages: 150

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/28