Entrée fahatsiarovan-tena
Mots élémentaires fahatsiarovana ; tena
Partie du discours locution
Explications en malgache Fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
 Fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
Explications en français Conscience [1.13]
Exemples 
1Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan' ny fahatsiarovantena. [1.369]
2Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285]
Vocabulaire 
Titres Fahatsiarovan-tena (Razakandraina Jean Verdi Salomon)

Entrée Fahatsiarovan-tena
Mots élémentaires fahatsiarovan-tena
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2023/10/21