Entrée | 1 fahatsapana |
Radical | 2 tsapa |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Ny fahatsapany ny hamamin' ny fihavanana sy ny fiaraha-monina samy izy ao an-tanàna no ambony indrindra aminy [2.470] 5 Tsy hahagaga an’iza na iza raha toa ka miverina ny tahotra sy ny fahatsapana tsy filaminana eo anivon’ny vahoka, ary ny fanekena ivelany ny zava-misy, izay miaraka amin’izany. [4.27] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |