|
|
|
|

Entrée1  fahaterahana
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  [1.7] the act or state of being born; birth
Explications en français  4  [1.8] l'état de celui qui est né; naissance
Exemples  5  [2.5#] Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana;
6  [2.245#] Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy.
Radical  7  teraka
Analogues  8  fiterahana

Mis à jour le 2024/12/12