| Entrée | 1 fahanginana |
| Radical | 2 gina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
6 Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana)
[1.1] |
| Explications en anglais |
7 silence; quiet; loneliness
[1.7] |
| Explications en français |
8 silence
[1.8, 1.5] 9 action de se taire; solitude [1.8] |
| Exemples |
10 Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany.
[2.270#5]
11 Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! [1.221] |
| Synonymes | 12 fanginana, hanginana |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|