Entrée (1/3) | 1 fahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa [1.1] 4 Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] |
Explications en anglais |
5 That which is the sustinence or support of another. [1.2] |
Explications en français |
6 Soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant [1.3#137] 7 Figuré: obstination [1.3#137] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 15 fahana |
Partie du discours | 16 nom |
Vocabulaire |
17 Economie: alimentation |
Explications en malgache |
18 sakafo [1.78] 19 Sakafo omem-bahiny [1.1] 20 Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely [1.1] 21 Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy [1.1] 22 Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy [1.1] 23 Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady [1.1] 24 Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] |
Explications en anglais |
25 That without which nothing has any consistency [1.2] 26 Nourishment, strength, ration, subsistence, complement [1.2] 27 That which has been made firm, complete, or solid [1.2] 28 A gun charge [1.2] 29 A present of food to strangers [1.2] 30 The weft in weaving [1.2] 31 A gift of food, food [1.7] |
Explications en français |
32 Cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration [1.3#137] 33 Charge d'une arme à feu [1.3#137] 34 Action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3#137] 35 Qu'on nourrit [1.82] 36 Cadeau en vivres; nourriture [1.8] |
Exemples |
37 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres) [1.3#137] 38 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 39 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 40 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 41 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 42 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 52 faha~na |
Partie du discours | 53 circonfixe |
Anagrammes | 54 fahana, fanaha, hafàna |
Mis à jour le 2023/05/20 |