Entrée | 1 fahamaizinana (maizina) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 darkness [1.7] |
Explications en français |
4 l'obscurité [1.3] 5 obscurité, ténèbres [1.8] |
Exemples |
6 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324] 7 Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4#] |
Synonymes | 8 hamaizinana |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |