Entrée | 1 fahadisoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 [1.2, 1.7] error, guilt 4 [1.2] criminality, failure, deficiency 5 [1.7] a mistake |
Explications en français |
6 [1.3#108, 1.8] faute 7 [1.3#108] culpabilité 8 [1.8] erreur |
Exemples |
9 [2.996] Tsaroako izao ny fahadisoako 10 [2.499#58] Moa ahy irery ve ny fahadisoana? 11 [2.472] Dray, fahadisoanao be mihitsy izany 12 [2.113#29] Inona no fahadisoan' Andriamasinavalona? 13 [2.996] fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana |
Radical | 14 diso |
Morphologie |
|
Synonymes | 17 hadisoana |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |