|
|
|
|

Entrée1  evanjelista
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany [1.1#190]
Explications en français  4  évangéliste [1.3#133]
Exemples  5  Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; [2.649#]
6  Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270#]
7  Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588#]
Vocabulaire  8  Religions, Croyances
Analogues  9  evanjelisitra, evanjelistra

Mis à jour le 2022/05/01