Entrée | 1 evanjelisitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1#190] Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara |
Explications en français |
4 [1.5#102] évangéliste (pasteur auxiliaire) (terme protestant) |
Exemples |
5 [2.59#] na vola aloa ho an'ny evanjelisitra izay lasa nampianatra sy mitory ny tenin'Andtra any avaratra; 6 [2.649#] Tamin' ny Fjangonan-kariva, izy roa laby evanjelisitra no nandahatra aloha, dia nikatroka indray Mr. Richardson. 7 [2.606#] Milaza ny zavatra tsy fantatra sy ny tontolon'ny tsy hita, izany hoe ny zava-masina mantsy, ireny venjy na evanjelisitra ireny; |
Vocabulaire |
8 Religions, Croyances |
Analogues | 9 evanjelista, evanjelistra |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |