|
|
|
|

Entrée (1/3)1  etona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  setroka
9  Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Explications en anglais  10  vapor, smoke, steam [1.7]
Explications en français  11  fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
12  chaleur suffocante, étouffée
13  odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
14  gaz [1.5]
Exemples  15  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
16  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Morphologie 
17  Simple :
Analogues  18  fofon-drano
Mots composés 

Entrée (2/3)22  etona
Partie du discours  23  nom
Vocabulaire  24  Botanique
Explications en français  25  (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]

Entrée (3/3)26  etoña
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  lalana, lalan-kely [Tambahoaka] [1.78]
Synonymes  29  hetoña

Anagrammes  30  aneto, etona, etoña, oteña, tenao, aneto, etona, etoña, oteña, tenao

Mis à jour le 2023/08/21