|
|
|
|

Entrée (1/2)1  endrikendrika
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3] [duplicatif diminutif]
Radical  4  endrika

Entrée (2/2)5  endrikendrika
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
Explications en anglais  8  [1.7] slander, insinuation
Explications en français  9  [1.3, 1.8] calomnie
10  [1.3] fausse accusation
11  [1.8] insinuation
Exemples  12  [2.472] Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo.
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Analogues  18  hoso-dratsy, hoso-potaka, tombotomboka
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot endrikendrika

Anagrammes  20  aendrikendrik, endrikendrika, indrekindreka

Mis à jour le 2025/03/30