Entrée | 1 disoina |
Radical | 2 diso |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tsy natao marina: Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao 5 Dikaina: Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao 6 Melohina: Disoikony hevitrao, Raondriana [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be transgressed, to be erred against, to be offended, to be made guilty [1.2] 8 to be held guilty [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on blâme [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 adisony, andisoy, asidino, asodiny, disoina, idisoan, indaosi, indaosy, isindao, nidisoa, nodisai, sidiona |
Mis à jour le 2023/01/20 |