|
|
|
|

Entrée1  diavolana
Mots élémentaires  2  volana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka
5  misy volana: Diavolana ny andro [1.1]
Explications en anglais  6  [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] [1.2]
7  moonlight [1.7]
Explications en français  8  clair de lune [1.8]
Exemples  9  Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana [2.470]
10  diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any [2.471]
Vocabulaire  11  Astronomie
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot diavolana

Anagrammes  17  adilovana, diavolana, voadilana, voaladina

Mis à jour le 2023/06/02