|
|
|
|

Entrée1  diam-panorona
Mots élémentaires  2  dia, fanorona
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona
Explications en anglais  5  [1.2] [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona
Exemples  6  [1.381#] ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo.
7  [2.245#] Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa.
Vocabulaire  8  Jeu
Mots composés 

Anagrammes  10  ampandroinao, diam-panorona

Mis à jour le 2025/02/02