|
|
|
|

Entrée (1/2)1  dadabe
Mots élémentaires  2  dada, be
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiantsoana ny rain' ny ray na ny rain' ny reny: Andeha ho aiza ianao, ry dadabe ?
Kakibe, fa azo ampiasaina koa hilazana tsotra ny rain' ny ray na ny rain' ny reny; raibe: Lasa any an-tsena i dadaben' i Soa
Teny fanajana ilazana lehilahy efa zokiolona tokony hanana zafikely
Explications en anglais  5  [1.2] a grandfather
Exemples  6  Hodinihina izany, ry dadabe. [2.270]
7  Ny dadaben' I Dada, hono, no nanatrika ny toe-javatra. [2.472]
8  Hozakaiko fa anjara dadabeko, hoy aho, nisento moramora. [2.643]
9  dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117]
Vocabulaire  10  Rapports: famille
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Mots composés 
Titres  14  Ny Sikajin' i Dadabe (Randriamiadanarivo)

Entrée (2/2)15  Dadabé
Mots élémentaires  16  dadabe
Partie du discours  17  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  18  Littérature: livres
Auteur  19  Rakotoson Michèle
Editions  20  Karthala, 1984. Pages: 116

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21