Entrée | 1 borozano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 jereo boriZAno#mg.n [0] |
Exemples |
4 Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena. [2.499#] 5 Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. [1.437#] 6 Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. [2.5] |
Autres orthographes | 7 borizany, borizano, borozany |
Mis à jour le 2021/10/16 |